Lahatsoratra farany isan-tsokajiny

Fanokafana ny taom-pitaizana

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny Alahady faha 25 oktobra lasa teo ny taom-pitaizana 2009-2010 ho an’ny faritany Mpanazava sy Tily Faritany Atsimo Andrefana.
Tao amin’ny FLM Katedraly Toliara no nanatanterahana ny fotoam-bavaka nentina niderana an’Andriamanitra sy ho fisaorana Azy tamin’ny nahatanterahana sy nahatontosana iny taona lasa iny. Taorianan’ny nahavitana ny tapany voalohany, izay nentin’i Pasitora Fiacres (ZP ny [...]

Tohiny

Miarahaba ny rehetra !

Tonga soa eto amin’ny takelakin’ny Mpanazava sy Tily fivondronana fahavalo eto amin’ny faritany Mpanazava sy Tily Atsimo Andrefana.
Rehefa tsy nisy vaovao nandritra ny fotoana naharitra ny takelaka dia indro tonga amin’ny endriny vaovao. Ho fanatsarana avokoa izany ka enga anie hitohy hatrany ny fanavaozana sy ny “mise à jour”.
Misaotra an’ise nitsidika ary manantena ny fiverenan’ise [...]

Tohiny